Entrée | 1 lavitra akaiky |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilazana toerana izay akaiky ihany raha alaina an' eritreritra na tombanana atao toratady, fa ny lalana mankany no lavitra |
Explications en anglais |
4 [1.2] near, but cannot be reached. |
Mots élémentaires | 5 lavitra, akaiky |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |