|
|
|
|

Entrée1  lava-piringa
Mots élémentaires  2  lavaka, firinga
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina
Explications en français  5  [1.13] cabinet d'aisances
Exemples  6  Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424#]
Synonymes  7  gabone, kivohy

Mis à jour le 2024/12/10