|
|
|
|

Entrée1  lava-piringa
Mots élémentaires  2  lavaka, firinga
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1]
Explications en français  5  cabinet d'aisances [1.13]
Exemples  6  Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424#]
Synonymes  7  gabone, kivohy

Mis à jour le 2024/08/13