Entrée | 1 latsaina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be upbraided, to be reproached 5 [1.7] to be reproached, to be insulted |
Explications en français |
6 [1.3#389, 1.8] qu'on insulte 7 [1.3#389] qu'on injurie |
Exemples |
8 [2.69#210] ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina? 9 [2.296#98] Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra. 10 [2.245#54] Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany. |
Radical | 11 latsa |
Morphologie |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot latsaina |
Anagrammes | 17 alatsany, latsaina, latsiana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |