|
|
|
|

Entrée1  latsa-drakitra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ny vola alatsaka ao anaty rakitra na arotsaka amin' ny rakitra any am-piangonana
Explications en anglais  4  [1.2] giving money by putting it into a plate, etc., at a collection
Exemples  5  [2.59#] Ary novan-dRainibao mpitandrina ny fanao amy ny latsadrakitra.
Mots élémentaires  6  latsaka, rakitra

Mis à jour le 2024/12/07