Entrée (1/2) | 1 lasitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany |
Explications en anglais |
4 [1.2] a shoemaker's last 5 [1.7] a mold, a last, a form for fashioning something |
Explications en français |
6 [1.8] moule, forme, gabarit |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 9 lasitra |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy |
Dérivés |
|
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |