|
|
|
|

Entrée1  lasalasa
Radical  2  lasa
Partie du discours  3  adjectif
Exemples  4  lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany. [2.470]
5  Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala. [2.471]
6  Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany! [2.499]
Dérivés 
7  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  9  lasalasa, salasala

Mis à jour le 2020/07/31