|
|
|
|

Entrée1  lamokany
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3  addled, used of eggs; bad, used of the disease called tety, and of a kind of pulse [1.2]
4  an unhatched rotten egg [1.7]
Explications en français  5  oeuf couvé mais gâté [1.8]
Exemples  6  Misy koa ireo mpanotri-borona raha mandinika ny atody dia fantany ny ho foy sy ny ho lamokany. [2.285#]
7  Foto-goavy ira no nandalovany ary voany roa sy telo, lamokany tsy misy nahita no notazany sy nasesiny ambava. [2.470#]
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot lamokany

Anagrammes  9  lamokany, manolaky, mañolaky

Mis à jour le 2021/07/22