Entrée lamody
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody [1.1]
Explications en anglais Custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao) [1.2]
Explications en français Mode [1.3]
Origine Français: la mode.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31