|
|
|
|

Entrée1  lamboridy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] a bridle
Explications en français  5  [1.8] bride de cheval
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07