Entrée | 1 lambolamboina |
Radical | 2 lambolambo |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny Safosafoina (amin' ny tanana): Nolambolamboiny tamin' ny tanany ny volon-dohan' ny zanany Tambatambazana, tehatehafina: Lambolamboy kely ny zandrinao fa mitomany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be smoothed; to be caressed |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on polit; qu'on caresse |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot lambolamboina |
Mis à jour le 2024/12/11 |