Entrée | 1 lambamena |
Mots élémentaires | 2 lamba, mena |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray [1.1] |
Explications en anglais |
5 a deep red-colored shroud for the dead [1.7] |
Explications en français |
6 linceul en soie rouge bordeaux [1.8] |
Exemples |
7 Lasan-dRakoto ny lambamena! [2.285] 8 Taloha, dia lambamena no fanaonay. [2.245] |
Mots composés |
|
Titres | 10 Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice) |
Anagrammes | 11 lambamena, manambela, Menalamba, menalamba |
Mis à jour le 2023/08/15 |