|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lamako
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira.
Explications en anglais  4  [1.2] two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs
Exemples  5  Miara manipy sandry izy rehetra miaraka amin' ny ampongan' ny ntaolo sy lamako. [1.437#]
6  Ny fikapoky ny fivoy eny amin' ny rano no ba manelanelana sy lamako mampiray hina azy. [2.499#]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Noms :
Mots composés 

Entrée (2/2)10  lamako
Partie du discours  11  nom
Explications en anglais  12  [1.7] applause
Explications en français  13  [1.8] applaudissement

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21