|
|
|
|

Entrée 1  lalan-kizorana
Mots élémentaires  2 lalana, 3 izorana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ny lalana izay tsy maintsy hodiavina sy handehanana [1.1#524]
Exemples  6  Ny fahafahana mamaritra ny làlan-kizorana [4.12]
7  Ny fampihavanana tsy midika mihitsy hoe fandravana ny lalan-kizorana efa misy [4.43]

Mis à jour le 2026/10/17