|
|
|
|

Entrée1  lakalaka anie Andriamanitra
Mots élémentaires  2  lakalaka, anie, Andriamanitra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-mampitandrina olona fatra-panao kitoatoa mankahatra an' Andriamanitra; ny heviny dia toa hoe "tandremo ange fa morainy Andriamanitra, manao izay tianao, ka rehefa ankaharinao izy dia hanao tokoa

Mis à jour le 2024/12/07