Entrée anie
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache Entina: milaza firariana, ka amin' izay miaraka amin' ny matoanteny milaza ny ho avy mandrakariva izy: Ho tonga anie ny fanjakanao!
Manantitrantitra ny hevitry ny matoanteny na ny mpamaritra eo alohany ka ny heviny amin' izay dia mitovitovy amin' ny hoe tokoa, izany mihitsy: Kapohiko anie ianao e! / Tandremo fa maranitra anie io antsy io [1.1]
Explications en anglais An expression of wish, desire, either of good or ill, warning, and grief, as May it be that! Would that! Be sure that! It is often joined with enga, as enga anie ka mitsahatra izao ady izao! Oh that this war were at an end! [1.2]
 May it be so! [1.7]
Explications en français Puisse! que plaise à Dieu! [1.8]
Exemples 
1Ho lasan' izay anie ny ratsy rehetra! [2.436]
2Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69]
3ereo anie fa feno vary ny tokotaninay. [2.442]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11