|
|
|
|

Entrée1  laisoa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan' anam-bazaha nampidirina teto; ny raviny, izay mitangorona mifanosontsosona ka tonga boribory nome-na ny anarana hoe bokondaisoa, no andrahoina miaraka amin' ny hena (alaindro raha amin' ny hen' omby ary ritina raha amin' ny henan-kisoa), somary sarodevonina anefa izy.
Explications en anglais  4  [1.2] the cabbage. Introduced. Brassica oleracea, L.
5  [1.7] a cabbage
Explications en français  6  [1.8] chou
7  [1.196] (du français : « les choux ». Brassica oleracea L. (Brassicaceae). Le chou potager cultivé comme légume. On appelle la pomme de chou : bokondaisoa (voir bokony). Par extension ce nom est aussi donné au chou pommé, Brassica oleracea subsp. capitata (L.) Metzg et au chou de Milan, Brassica oleracea var. sabauda L. (Brassicaceae), toutes deux cultivées à Madagascar. [Merina]
Exemples  8  Ny legioma maitso kely toy ny laisoa sy salady dia kely otrikaina. [2.424#]
9  Tonga ny mpanatsinjara avy amin' ny tsena an-tsisin-tanàna mividy ovy na laisoa ambongadiny. [2.4#]
Vocabulaire  10  Botanique: légume
Phytonymes 
Nom scientifique 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21