Entrée | 1 laingoana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Entimilaza ny nify asiana na petahana ny ravin' ny laingo notsakotsakoina: Nolaingoany ny nifiny fa efa ela hono no tsy namotsiany azy |
Radical | 4 laingo |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 laingoina |
Anagrammes | 10 anangiloa, angalinao, angolaina, iangolana, laingoana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |