|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lahasa
Radical  2  lahatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any [1.10]
5  Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa
6  Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo
7  Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena [1.1]
Explications en anglais  8  work, an occupation [1.7]
Explications en français  9  travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs [1.3]
10  travail, occupation [1.8]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Noms :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot lahasa

Entrée (2/2)15  lahasa
Partie du discours  16  adjectif
Explications en malgache  17  fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba [1.10]
18  Loko manjamanja [1.1]
Explications en français  19  teinture [1.3]

Anagrammes  20  lahasa, sahala, sahalà

Mis à jour le 2020/07/31