|
|
|
|

Entrée1  lafam-bia
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  kofehy azo avy amin'ny tenan'ny via (jereo via): Mamb'leja lafambia lejalaje hamintañan-jono (maka kofehy avy amin'ny vody via ry zalahy hanjonoana trondro kely) [Tanala] [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31