Entrée | 1 labozia gasy |
Mots élémentaires | 2 labozia, gasy |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala. [2.470] 5 Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472] 6 Nony tsy nisy solitany, labozỳ gasy, afon-jabora, jiro menaka no nampiasain' ny olona. [2.472] |
Mis à jour le 2023/01/01 |