Entrée | 1 labozia |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Jiro vita amin' ny menak' omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Manome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia. |
Explications en anglais |
4 [1.2][labozỳ] a candle |
Explications en français |
5 [1.3][labozỳ] chandelle 6 [1.13] bougie |
Exemples |
7 labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470] 8 Taty aoriana aho vao nahalala ny solitany sy ny labozỳ. [2.472] |
Autres orthographes | 9 labozy |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/12 |