|
|
|
|

Entrée1  kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy
Mots élémentaires  2  kristianina, alahady, mangalatra, akoho, alatsinainy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary [1.1]

Mis à jour le 2023/10/24