Entrée |
kontinenta > kôntinanta
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [ kontinenta ] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
|
| Velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
|
| Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
|
Explications en français | Continent [1.13]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Analogues |
unkLabel:madamala:
|
|