Entrée | 1 konfesy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" |
Explications en anglais |
4 [1.7] confession to a priest |
Explications en français |
5 [1.3] confession 6 [1.8] confesse, la confesse |
Vocabulaire |
7 Religions, Croyances |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |