|
|
|
|

Entrée1  kombarika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika"
Explications en anglais  4  [1.7] a scaffold; holes for fastening scaffolding
Explications en français  5  [1.8] échafaudage, trous pour fixer un échafaudage
Synonymes  6  kombarina
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/10