|
|
|
|

Entrée1  koly
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto
Dérivés 
4  Verbes actifs :
Synonymes  5  kolikoly
Analogues  6  tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola
Mots composés 

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21