Entrée | 1 kivazivazy |
Radical | 2 vazivazy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany |
Explications en anglais |
5 [1.7] joking, horseplay |
Explications en français |
6 [1.3#341] Plaisanterie, négligence, manque de respect 7 [1.8] plaisanterie familière |
Exemples |
8 kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray. [2.472#241] 9 Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895#156] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |