Entrée | 1 kitakitaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala |
Explications en français |
4 [1.3] action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher |
Dérivés |
|
Synonymes | 9 kitakita |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |