|
|
|
|

Entrée1  kitakita
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
Explications en français  4  action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
5  action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
Exemples  6  Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy. [2.472]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :

Mis à jour le 2020/07/31