|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kisina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana
Exemples  4  Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy [2.996#]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Synonymes  9  kisinkisina
Mots composés 

Entrée (2/2)11  kisina
Partie du discours  12  nom
Explications en français  13  [1.196] Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [Merina]
14  [Bezanozano]
Vocabulaire  15  Botanique

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21