Entrée | 1 fikisinana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana |
Radical | 4 kisina |
Anagrammes | 5 fikisinana, fisikinana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |