|
|
|
|

Entrée1  kirobo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy voamena (1,20F). (Tsarahotsahivina fa ny ariary fahizay dia 4,80F; koa ny kirobo vazaha, izay ampahefatry ny ariary vazaha (5,00F) dia 1, 25. Ireto avy ny anarambola nidiran' ny teny hoe kirobo: lasiray sy kirobo 1,50F; kirobo sy voamena 1,40F; kirobo telo 3,60F; venty sy kirobo 2,00F)
Exemples  4  kirobo an-dafin-tsaha
sikajy an-konahona
[2.131]
Vocabulaire  5  Economie: finances, gestion
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot kirobo

Anagrammes  7 

Mis à jour le 2025/01/21