|
|
|
|

Entrée1  kiraro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba [1.1]
Explications en anglais  4  shoes [1.7]
Explications en français  5  soulier; chaussure [1.8]
Exemples  6  Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro. [2.4]
7  Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve? [2.285]
8  Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha. [2.472]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot kiraro
Article  19  Randzavola: kiraro ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  20  kiraro, korira, rorika

Mis à jour le 2023/05/21