|
|
|
|

Entrée1  kirango
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsileo] ranjo: Totoitra teoeo aba aho ka save maratsa ny kirangoko (Tafintohina (totoitra) teo re aho ka tena maratra ny ranjoko)
4  [1.13] iray amin'ny taolan-dranjo
Explications en français  5  [1.13] tibia
Vocabulaire  6  Biologie
Autres orthographes  7  kiranjo

Anagrammes  8  kirango, kironga, ngiroka, rangiko

Mis à jour le 2025/01/21