Entrée (1/2) | 1 kinia |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Taisaka]
fikasana 4 [1.78] [Bara] fandrahonana, fananana risi-po 5 [1.1] Fanaovana zavatra an-tsitrapo, fanahy iniana mba hamazivaziana olona na noho ny hamaivana an-doha |
Synonymes | 6 kiniania |
Entrée (2/2) | 7 kinia |
Partie du discours | 8 adjectif |
Explications en malgache |
9 [1.78] [Tambahoaka]
iniana |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |