Entrée | 1 kilasy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Voninahitra omena antoko-mpiasa, na laharana omena antokonjavatra mifanaraka amin' ny fahamboniana na fahatsarany: Injeniera kilasy faharoa / Kalesin-dalamby kilasy voalohany 4 Fitambaran' ny mpianatra mitovitovy fahaizana ka iray efitrano fianarana, iray mpampianatra: Hitsangantsangana ny mpianatra ao amin' ny kilasy fahatelo rahampitso 5 Mpianatra anisan' ny antoko-mpianatra voalaza etsy ambony: Kilasy fahenina Isambilo taon-dasa [1.1] |
Explications en anglais |
6 a class in school; a school-room [1.7] |
Explications en français |
7 une classe à l'école [1.8] 8 classe [1.13] |
Exemples |
9 Nanomboka ny kilasy [2.117#] 10 Tao amin' ny kilasy fahatelo no nanombohako [2.643#] 11 Ny Fanerogarna indray dia mizara ho kilasy roa [1.357#] |
Mots composés |
|
Titres |
|
Anagrammes | 16 kalisy, kilasy, kisaly, lakisy |
Mis à jour le 2023/10/02 |