|
|
|
|

Entrée1  kijana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toerana midadasika feno ahitra firaofan' ny omby any an' efitra: "Akanga saraky ny ala anie aho ka misento ny alan-tapia... Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia.." (Fredy Rajaofera)
4  [1.13] tanimbilona vita-nanahary
Explications en français  5  [1.19] [Tankarana] parc à boeufs dans la plaine.
6  [1.13] pâturage naturel
Exemples  7  Nitobahan-tsakafo, toa nilanona, / Ny omby nimà, manim-bala na kijana, / Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona; [2.576]
8  Na ny be omby an-kijana na ny tokana am-pahitra nitondra fangirifiriana tamin'i Lekodia sy niantoka io taviny mivozihitra io. [2.895]
Synonymes  9  kija
Toponymes 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot kijana

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21