|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kiakiaka
Radical  2  kiaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [1.1]
Explications en anglais  5  piercing cries [1.7]
Explications en français  6  cris perçants [1.8]
Exemples  7  Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472]
8  kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy. [2.470]
Vocabulaire  9  Son
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Noms :

Entrée (2/2)14  Kiakiaka
Mots élémentaires  15  kiaka
Partie du discours  16  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  17  Avaradrano sy kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina. [2.48]
Vocabulaire  18  Géographie: agglomérations

Anagrammes  19  akiakiak, kaikaika, Kiakiaka, kiakiaka

Mis à jour le 2023/02/03