|
|
|
|

Entrée1  kiahina
Radical  2  kiaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko
5  Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny
6  Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka [1.1]
Explications en anglais  7  to be scratched [1.7]
Explications en français  8  qu'on effleure ou égratigne en passant [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  ankihia, ihikana, kaihina, kiahina

Mis à jour le 2023/01/20