|
|
|
|

Entrée1  kenda roroka
Mots élémentaires  2  kenda, roroka
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina
Exemples  5  Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo. [1.437#]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07