|
|
|
|

Entrée 1  kasikasy
Radical  2 kasy
Partie du discours  3  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  12 Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
13 Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana [2.285]
Explications en anglais  14 vain, showy [1.7]
Explications en français  15 orgueilleux [1.8]
Exemples  16  Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly. [2.324#]
Synonymes  17 kasy

Anagrammes  kasikasy, 18 kisakisa

Mis à jour le 2026/04/22