|
|
|
|

Entrée1  kase
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase)
4  Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka) [1.1]
Explications en anglais  5  a stamp, a seal [1.7]
Explications en français  6  cachet, empreinte de cachet [1.8]
Mots composés 

Anagrammes  8  kase, kesa, seka

Mis à jour le 2021/10/02