|
|
|
|

Entrée1  karazana
Radical  2  razana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Sokajin' olona, biby na zavamaniry mitovitovy toetra amam-pomba: Ny alika, hono, no maro karazana indrindra amin' ny biby rehetra
5  [1.13] taranaka eo amin'ny zavamiaina
Explications en anglais  6  [1.7] a kind, a sort, a species
Explications en français  7  [1.60#587] taranaka iray loharano niandohana ka misy ifanahafana eo amin' ny endrika amam-bika ary toetra: Efa karazan-dry zareo mihitsy ny lava ranjanana.
Antoko na sokajin' ny manana toetra amam-pomba iraisana: Ny enina amin' ny karazana reniala valo misy maneran-tany dia tsy hita afa-tsy eto Madagasikara.
8  [1.8, 1.13] espèce
9  [1.8] sorte, descendance
10  [1.13] race, type, variété
11  [1.196] (toute l'île) (de raza : lignée, lignage, descendance ; la même racine a donné razana : les ancêtres ; elle est dérivée du même mot sanscrit qui a donné le français « race » et l'italien « razza »). Pour les plantes : lignée (au sens génétique), clône pour les plantes qui se multiplient par bouture ; cultivar. Par extension ce mot est pris souvent dans le sens d'espèce ou de variété taxinomique.
Exemples  12  Ny sasany nilaza fa karazana Pygmées ny Kimosy. [2.508#]
13  Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana. [2.472#]
14  Tsy maintsy antoka hafa karazana no hatao fototra. [1.369#]
Vocabulaire  15  Rapports: (en général)
Morphologie 
16  Simple :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot karazana

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21