Entrée | 1 kararavina |
Radical | 2 ravina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.10#K.98] manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny 5 [1.1] Manify dia manify |
Explications en français |
6 [1.3#313] très mince comme une toile d'araignée |
Exemples |
7 Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [2.996] |
Analogues | 8 elatr' angidina |
Mis à jour le 2024/12/11 |