|
|
|
|

Entrée1  karakaraina
Radical  2  karakara
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako
Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy
Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika
Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra
Explications en anglais  5  [1.7] to be cared for
Explications en français  6  [1.8] dont on a soin
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21