Entrée | 1 kapo-tandrimo |
Mots élémentaires | 2 kapoka, tandrimo |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/06/13 |