Entrée | 1 kabarina |
Radical | 2 kabary |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be discussed or announced publicly |
Explications en français |
6 [1.3] Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse) 7 [1.8] qu'on proclame, qu'on discute publiquement |
Exemples |
8 Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no amenoana ny valin-kabarina hoso-menaka. [2.245#] 9 Rehefa tonga ny fotoana dia kabarina amin' ny tsena rehetra ka lazaina ny fombafomba maro tsianononana hatao. [1.437#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 14 kabaroina |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |