|
|
|
|

Entrée1  jiridahy
Mots élémentaires  2  jirika, lahy
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  Un brigand, un pillard, un rôdeur [1.3#297]
Exemples  5  Nefa ny jiridahy Sakalava dia miriorio lalandava mandrava tanàna sy mamabo olona, indrindra fa ny tovovavy no tena tadiaviny. [1.437#]
Analogues  6  jiribavy

Mis à jour le 2024/08/13