|
|
|
|

Entrée (1/3)1  jio
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra
Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy)
Explications en français  4  [1.3] Rôdeur, vagabond, vaurien
Dérivés 
5  Noms :
Mots composés 

Entrée (2/3)8  jio
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.78] [Bara] vakim-bilana fakana afo

Entrée (3/3)11  jio
Partie du discours  12  nom
Explications en français  13  [1.19] [Tankarana] fragment, têt, tesson.

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21